Zoma 29 Novambra 2019 . Tonga teny amin'ny Hopitalin'ny Reny sy ny Zaza ao Ambohimiandra ny vadin'ny Filoha, Mialy Rajoelina Razakandisa, izay Filoha Mpanorina ny “Association Fitia” ihany koa. Ny tena anton-diany dia ny fitokanana ny Ivontoerana momban'ny...