Blog de l'association caritative FITIA, fondée à Madagascar par Mme Mialy Rajoelina Razakandisa
Par fitia-mialy-rajoelina
Ramatoa Mialy Razakandisa Rajoelina, Filoha-Mpanorina sy ireo mpiara-miasa rehetra ato amin'ny Fikambanana Fitia dia mirary anareo rehetra tsy an-kanavaka, hanao Krisimasy lavitry ny tebiteby sy ahihahy ary koa hitsena ny Taom-baovao 2013 ao anatin'ny finoana kristianina izay miorina ao anatin'ny Fitiavana, ny Fanantenana sy ny Finoana. Fantatrareo tsara iza no lehibe amin'ireo telo ireo, dia ny Fitiavana sy ny Fifankatiavana. Hoy tokoa i Jesosy : « Mifankatiava ianareo, tahaka ny nitiavako anareo ».
Madame Mialy Razakandisa Rajoelina, Présidente-Fondatrice, et toute l'équipe de l'Association Fitia, vous souhaitent de passer un Noël loin de toute crainte et de tout souci et d'accueillir la Nouvelle Année 2013 dans la chrétienté qui repose sur l'Amour, l'Espérance et la Foi. Vous savez tous quel est le plus précieux précepte de ces trois notions : l'Amour, comme Jésus l'a dit : « Aimez-vous les uns les autres comme je vous ai tant aimés ».
Eclipse Next 2019 - Hébergé par Overblog