Blog de l'association caritative FITIA, fondée à Madagascar par Mme Mialy Rajoelina Razakandisa
Par fitia-mialy-rajoelina
/https%3A%2F%2Fi.ytimg.com%2Fvi%2FYkJRIIN6JS4%2Fhqdefault.jpg%23width%3D480%26height%3D360)
Mialy Rajoelina THE SAFE HANDS CHALLENGE
Ny fanasana tànana matetika amin'ny savony no fiarovana voalohany mahomby hanalavirana ny otrik'aretina isan-karazany toa ny Coronavirus COVID-19. Manome oha...
Ny fanasana tànana matetika amin'ny savony no fiarovana voalohany mahomby hanalavirana ny otrik'aretina isan-karazany toa ny Coronavirus COVID-19. Manome ohatra voalohany eto, Ramatoa Mialy Razakandisa Rajoelina, Filoha Mpanorina ny Association FITIA, miaraka amin'ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka sy ny OMS (Fikambanana iraisam-pirenenena momban' ny Fahasalamana)
Eclipse Next 2019 - Hébergé par Overblog