Overblog Suivre ce blog
Administration Créer mon blog

Présentation

  • : Le blog de fitia-madagascar.over-blog.net
  • Le blog de fitia-madagascar.over-blog.net
  • : Blog de l'association caritative FITIA, fondée à Madagascar par Mme Mialy Rajoelina Razakandisa
  • Contact

Recherche

Archives

Liens

25 octobre 2012 4 25 /10 /octobre /2012 04:22

razakandisa

«Misaora an’i Jehovah ry fanahiko ; Ary izay rehetra ato anatiko, misaora ny anarany masina. Misaora an’i Jehovah, ry fanahiko ; Ary aza misy hadinoina ny fitahiany rehetra». Salamo 103 : 1-2

Rehefa nivahiny 58 taona teto an-tany


Nicole RAZAKANDISA RAMAROFIDY


dia nodimandry tao Versailles (Frantsa), ny Asabotsy 20 Oktôbra 2012.

Hoy :


Ny vadiny :

- RAZAKANDISA Rodolphe Fanambinantsoa


Ny Zanany :

- Mialy sy Andry RAJOELINA

- Prisca sy Haja RASOANAIVO

- Tiana RAZAKANDISA


Ny zafiny :

- RAJOELINA Arena, Ilontsoa, Andrialy

- RASOANAIVO Lucas, Emanuelle


Ny iray tampo aminy :

- RAMAROFIDY Jeanel sy Hanta

- RAKOTOMALALA Gérard sy Saholy ary ny zanany

- STICH Arnaud sy Hany Soa


Ny iray tampo amin’ny vadiny :

- RABESANDRATANA Dieudonné sy ny zanaka aman-jafiny

- RAZAKANDISA Simone sy ny zanaka aman-jafiny

- RAZAKANDISA Parfait sy ny zanaka aman-jafiny

- RAKOTONIRAINY Célestin sy ny zanaka aman-jafiny

- RAZAKANDISA René sy Elisoa sy ny zanaka aman-jafiny

- ANDRIANTSOAVINA Naivoharitafika sy Rolline ary ny zanany

- RAZAKANDISA Nary mianadahy sy ny vady aman-janany


Ny Fianakaviana :

- Teraka Andriamifidy, Teraka Rakotomavo Alphonse, Teraka Ralay Tsimiamboholahy

- Teraka Razokinimangetrika sy Raseheno, Teraka Ramelson, Teraka Ratsimandisa sy ny Ravonimpitia

Ny Mpitandrina sy ny fiangonana : Katedraly FJKM Analakely, FJKM Antsampandrano Fiderana, FJKM Ampamarinana.


Fokontany : Ambatobe - Antsampandrano Ilafy

Ny mpiara-miasa ao amin’ny Orinasa SPCI


Ny andro fandevenana dia ny Asabotsy 27 Oktobra 2012 ao Antsampandrano Ilafy, rehefa avy atao veloma farany ao amin'ny Katedraly FJKM Analakely.


+ + + + + + + + + + + + + + + + + + + + + + + + + + + + + + + + + ++ + + +

 

La Société SPCI a la douleur de vous faire part du décès de :


Nicole RAZAKANDISA RAMAROFIDY


Administrateur général

Survenu à Versailles France,

le Samedi 20 Octobre 2012.

Repost 0
Published by fitia-mialy-rajoelina - dans Mialy Rajoelina Actions Fitia
commenter cet article
20 octobre 2012 6 20 /10 /octobre /2012 00:45

 

19 octobre 2012. A l'occasion de cette rentrés scolaire 2012-2013, les membres de l'Association Fitia Madagascar, fondée et présidée par MIaly Rajoelina, ont doté de fournitures scolaires les enfants des marchandes de légumes et de brèdes ("Anana") du marché d'Analakely ainsi que des enfants scolarisés mais qui vendent à la sauvette des sachets en plastique.

Repost 0
Published by fitia-mialy-rajoelina - dans Mialy Rajoelina Actions Fitia
commenter cet article
14 octobre 2012 7 14 /10 /octobre /2012 20:32

13-OCTOBRE-2012-AMBATOLAMPY 0461

ALBUM PHOTOS

 Mialy Rajoelina, la Première Dame de l'Etat, également au nom de l'association Fitia qu'elle préside, a mis à profit cette opportunité pour distribuer un kit scolaire à chacun des élèves présents. Mais, chaque élève de ce nouveau lycée, pour la nouvelle année scolaire 2012-2013, recevra le même kit composé de 13 cahiers de 100 pages de petit format, 6 cahiers de 200 pages de grand format, 13 cahiers de 200 pages de petit format, stylos de 4 couleurs et un cartable.

Jeannot RAMAMBAZAFY

Repost 0
Published by fitia-mialy-rajoelina - dans Mialy Rajoelina Actions Fitia
commenter cet article
13 octobre 2012 6 13 /10 /octobre /2012 18:31

 

 
Repost 0
Published by fitia-mialy-rajoelina - dans Mialy Rajoelina Actions Fitia
commenter cet article
11 octobre 2012 4 11 /10 /octobre /2012 19:31

CONNEXION INTERNET TAO AMIN’NY MAISON DES JEUNES ANTALAHA

10-OCTOBRE-2012-INTERNET-ANTALAHA 3002ALBUM PHOTO

Isan’ny tanjon’ny Fikambanana Fitia amin’ity taona 2012 ity ny hanampy ny tanora. Isan’ny tsara vintana amin’izany ny tanora ao amin’ny Faritra Sava tamin’ny alalan’ny fahazoana « accès internet haut débit ». Tao amin’ny « Maison des Jeunes » ao Antalaha no nametrahana izany tetikasa novolavolain’ny Fikambanana Fitia izany. Fiaraha-miasa tamin’ny « Orange Solidarité Madagascar » no nanatontosana izany ny alarobia 10 Okotobra 2012.

« Fitaovana hoenti-mamokatra ho an’ny firenena izao fametrahana ny tetikasa izao. Hanovo fahalalana sy hitovy amin’ireo tanora rehetra maneran-tany ny tanora eto amin’ny Faritra Sava”, araka ny lahatenin’i VELONTSARAFENO Cyprien, Talen’ny kabinetran’ny Minisiteran’ny Tanora. Fanentanana ireo tanora mba hazoto hianatra “internet”, sy hifandray amin’ny tanora eran’izao tontolo izao kosa no nambaran’i Abdillah, lehiben’ny Faritra Sava.

“Orinasa tompo’andraikitra sady manao ny asa sosialy rehetra ny Orange. Ny Fikambanana Fitia no namolavola ny tetikasa ary tsy nisalasala izahay namaly ny antso. Tanjona ny hametrahana izany manerana ny Maison des jeunes isaky ny faritra 22. Faha-12 nahazo anjara ny faritra Sava”, hoy kosa Randriambeloma Josie, avy amin’ny orinasa Orange.

“Antalaha no hisolo tena ny Faritra Sava. Eto no nahazo ny “connexion internet” voalohany amin’ny tetikasa tapany faharoa. Hisantaranareo ny fivoarana eran-tany izao. Afaka miray sy mifandray amin’ny tanora Malagasy hafa sy hafa firenena ihany koa ny tanora eto amin’ny Faritra Sava. Natao izao mba ahafafehezan’ny tanora ny teknolojia avo lenta. Tsy maintsy mifanampy isika rehetra mba ahasoa ny mpiara-belona. Tanora liam-pivoarana, tia mikajy fandrosoana, enga anie hiroborobo ny fahalalana sy fahaizana ary hanandratra avo ny faritra Sava sy Madagasikara ianareo tanora”, araka ny fanentanana sy hafatra nataon’i Mialy Rajoelina, nandritra ny fanokanana tamin’ny fomba ofisialy izao “connexion internet” Izao.

“Faly izahay fa izao fa hitondra fandrosoana sy fivoarana lehibe ho an’ny tanora eto Antalaha ny fanomezana “connexion” avy amin’ny Fikambanana Fitia sy ny orinasa Orange Solidarité Madagascar. Tsy ho tara amin’ny zava-misy manerana izao tontolo izao izahay tanora”, hoy kosa Richardin Nivomanana, filohan’ny tanora ao Antalaha.

Repost 0
Published by fitia-mialy-rajoelina - dans Mialy Rajoelina Actions Fitia
commenter cet article
10 octobre 2012 3 10 /10 /octobre /2012 21:25

FIZARANA KITS SCOLARES TAO ANTALAHA, FIANDOHAN'NY VOLANA OKTOBRA 2012

Fitiantalaha27

ALBUM PHOTO

Nanampy ireo ankizy amin’izao fanombohan’ny taom-pianarana izao ny fikambanana Fitia tarihin’i Mialy Rajoelina. Isan’ny nahazo anjara manokana tamin’izany  ireo zanaky ny boka ao Bel Fort village Antalaha. Sekoly  Ezaka niforona tamin’ny 1998 ity sekoly natokana ho an’ny zanaky ny boka ity. “Voailikilika ireo boka ka ny fahitana izany no nahatonga anay hamorona ity vohitra Bel Fort ity. Taty aoriana koa anefa tsy nisy sekoly nety nandray ny zanak’izy ireo ka nahatonga ihany koa ny fanorenana ny sekoly”, araka ny nambaran’I Marie Hèlene Cam-Hyo, avy amin’ny Fikambanana Cala sady Filoha mpanorona ny Bel Fort village sy ny sekoly Ezaka.   


“16 no isan’ny mpianatra tamin’ny voalohany, saingy efa 246 izy ireo amin’izao fotoana. Sekoly efa misokatra ihany koa amin’ny ankizy hafa manodidina satria efa sitrana ireo boka ireo ary tsy mamindra intsony”, hoy kosa Olivia Talen’ny Sekoly ezaka.


Fitiantalaha04


Photo 756 (Copier)

Mpianatra manodidina ny 246 tao amin’ity sekoly ity no nahazo fitaovam-pianarana maimaimpoana. Kitapo, kahie, penina, “trousse”,  ary sakafo ho an’ny “cantine scolaire”. Tsy diso anjara ihany koa ireo ray aman-dreny boka mipetraka ao an-toerana. Notolorana “chauffe-eau solaire”, lay misy ody moka izy ireo ary nahazo fitaovana entina manamboatra ny toeram-pivoahana kosa ny sekoly.Ny “chauffe eau solaire” moa izay ilain’ireo olona mararin’ny habokana.


Fitiantalaha11

“Mampihetsi-po sady mendri-pisaorana ny fahenoana ny tantaran’ny sekoly sy ny Tanàna. Isaorana Marie Hèlene amin’ny zavatra efa vitany.  Ny tanjon’ny Fikambanana Fitia moa dia manampy ny tanora sy ny ankizy ary ny vehivavy. Naheno ny zava-misy eto amin’ny sekoly izahay ka tsy nisalasala nanantona sy nanampy. Hanamaivanana ny fahasahiranan’ny ray aman-dreny sy hamporisihina ny ankizy hilofo amin’ny fianarana no tena tanjona”, araka ny kabarin’i Mialy Rajoelina, Filoha Mpanorina ny Fikambanana Fitia. Nanentana ireo ray aman-dreny  ihany koa izy amin’ny handefasana ny ankizy mianatra.


Photo 507 (Copier)

ALBUM PHOTO

Mpianatra amin’ny Ceg Antseranambidy, kaominina Ampahana,  tsy lavitra ny misy ny Bel Fort Village ihany koa no nahazo tamin’ny fitaovam-pianarana avy amin’ny Fikambanana Fitia. “Sakana tsy andehanan’ny ankizy mianatra eto aminay ny tsy fahafahan’ny ray aman-drenin’ny mpianatra mandoa ny latsakemboky ny mpampianatra Fram. Misy mpampianatra 11 izy ireo izay handoavan’ny ray aman-dreny Ar 43 000 isaky ny mpianatra”, araka ny fitarainan’I Velonjara Raymond, Talen’ny Ceg. “Ho ezahina hampitaina amin’ny tompon’andraikitra ny hetahetanareo. Mino aho fa tsy hijery fotsiny ny olan’ireo mpampianatra ny Fanjakana. Mirary anareo ankizy kosa hazoto hianatra”, hoy Mialy Rajoelina.


Photo 688 (Copier)ALBUM PHOTO

Nolalovan’ny Fikambanana Fitia ihany koa tao amin’ny fokontany Maevadoany nizarana lay misy ody moka ho an’ireo vehivavy rehetra ao amin’ny fokontany. “Mba ahafahanareo miaro tena amin’ny tazomoka no anton’izao indrindra ireo vehivavy bevohoka”, hoy hatrany Mialy Rajoelina.

Repost 0
Published by fitia-mialy-rajoelina - dans Mialy Rajoelina Actions Fitia
commenter cet article
29 septembre 2012 6 29 /09 /septembre /2012 18:47

Photo 2

D'AUTRES PHOTOS EN CLIQUANT ICI

 

28 Septambra 2012. Tao aminy EPP 67 Ha atsimo no nosafidianan’ny Fikambanana Fitia, hanatanterahana fizaham-pahasalamana maimaim-poana.

11 no isan’ireo mpitsabo niara nisalahy tamin’ny Fikambanana. Nahitana "médecins généralistes" miisa 3, mpitsabo nify 1 ary mpitsabo mpanampy 7.

Tamin’ny 6 ora sy sasany maraina dia efa nandamina ny toerana andraisana ireo marary ny tompon’andraikitra  rehetra, ka tamin’ny 8 ora dia efa nanomboka ny fizahana ary tsy nifarana izany raha tsy tamin’ny 4 ora hariva. Nahatratra 315 ireo olona nozahana, ka ny 241 tamin’ireo marary ireo dia nahakasika ny fitsaboana ankapobeny avokoa, fa ny 74 kosa dia nanala nify.

Maro ireo olona no nomena ody kakana teto, ka ireo ankizy no tena maro tamin’izy ireo. Maro ihany koa ireo olona efa nahazo taona no voan’ny tosidrà.

Tsy ireo mponina teny ihany moa no tonga nizaha fahasalamana teny fa ireo rehetra izay nandalo sy ireo mponina avy aminny fonkontany 10 manodidina.

Nisy tamin’ireo tonga ihany koa ireo marary nohon’ny voina nahazo azy. Lehilahy iray nandona olona tamin’ny fiara no nanapa-kevitra nitondra avy hatrany ity olona ity teto.

Tsy hijanona hatreto fa mbola hitohy ity hetsika ity ataon'ny fikambanana Fitia. Satria tokoa ny Soa atao Levenambola.

Repost 0
Published by fitia-mialy-rajoelina - dans Mialy Rajoelina Actions Fitia
commenter cet article
25 septembre 2012 2 25 /09 /septembre /2012 11:49

22-SEPTEMBRE-2012-AMBATOMARO 9211

CLIQUEZ ICI POUR L'ALBUM PHOTO

Fizaham-pahasalamana maimaim-poana nataon'ny Fikambanana Fitia tao Ambatomaro ( 22 septembre 2012 ).
 

Olona 261 no notoloran'ny Fikambanana  Fitia fizaham-pasalamana maimaim-poana teto amin'ny EPP Ambatomaro ny Asabotsy 22 Septambra 2012.

Tamin'ny 9 ora no nanomboka ny fizahana ka ireo paramètres no noraisina voalohany .(fitempon'ny fo , tension etc ).

Avy eo vao raisin'ireo tena mpitsabo ,arakarakin'ny aretina mahazo.

Nosafidiana manokana ny andro tsenan'ny Mahazo mahabetsaka ireo olona mifamezivezy ,izay tena mila mizaha ny teo-pahasalamana.

Mpitsabo 3 nahitana médècin generalistes 2 sy ny mpitsabo nify  1 ary mpanampy mpitsabo 8.

Maimaim-paona avokoa na ny fizahana na ny fanafody.

Ankoatra ny aretin'ny tosidrà,nahazo ny ankamaroan'ireo monina dia maro tamin'ireo vehivavy no tena voan'ny aretin'ny tosidrà sy ny aretim-bavony.

Ny kohaka mahery sy ny kakana no tena mahazo ireo ankizy.

Niavaka kosa tamin'ny fahamaroan'ireo aretina hatrany an-kibo ny teto Ambatomaro satria nahatratra 6 ireo ankizy nanana fahasamponana hatramin'ny nahaterahany ny tapany maraina fotsiny.

Nitohy hatramin'ny folakandro moa ity hetsika ity izay mbola hitohy any amin'ny faritra hafa indray.

Bilan :  261 no hisan’ny marary voaray

             192 medecines générales

               69 extractions dentaires

Repost 0
Published by fitia-mialy-rajoelina - dans Mialy Rajoelina Actions Fitia
commenter cet article
15 septembre 2012 6 15 /09 /septembre /2012 05:36

L'association Fitia Madagascar, "Ny Soa  atao Levenam-bola", en partenariat avec la Fondation Orange Madagascar et le ministère de la Jeunesse et des Loisirs, a initié, mis en place et réalisé un vaste projet de dotation d'une connexion Wi-Fi Haut débit pour toutes les Maisons des Jeunes des grandes villes du pays. Cette vidéo est une rétrospective des actions effectuées en ce sens pour les années 2011-2012. Cette dotation de l'accès à l'Internet destinée à la jeunesse malgache se poursuivra jusqu'en 2013.

Jeannot RAMAMBAZAFY - 14 septembre 2012 

Repost 0
Published by fitia-mialy-rajoelina - dans Mialy Rajoelina Actions Fitia
commenter cet article
11 septembre 2012 2 11 /09 /septembre /2012 23:15

FITIA11092012016

CLIQUEZ ICI POUR L'ALBUM DE 142 PHOTOGRAPHIES

C’est dans la région de l’Avaradrano que l’association a décidé e poursuivre ses actions médico-sociales, ce 11 septembre 2012.  A Talanivolonondry, des consultations gratuites ont été effectuées aux habitants mais aussi à toutes les personnes qui s’étaient présentées.  Rappelons que le 29 août 2012, l’association Fitia avait procédé à la dotation de matériels médicaux et de médicaments à l’hôpital principal d’Anosiavatra.

TALATANIVOLONONDRY

Les membres de l’association y sont arrivés à 7h du matin. Déjà, de nombreuses personnes faisaient la queue pour avoir un numéro.  Des consultations aussi diverses que nombreuses ont été effectuées, cela gratuitement.  Après un diagnostic, les patients ont été dirigés vers les praticiens pour recevoir des soins appropriés. Il y eut également des séances bucco-dentaires.

Tous les habitants De Talatanivolondry  ont été reçu à bras ouverts,  et même des personnes de passage, certains ayant parcouru des kilomètres pour venir, ayant ouï de la venue de l’association Fitia, ce jour du 11 septembre 2012, grâce à une communication radiodiffusée.

A part les maladies courantes (diarrhées, toux, tension…), certains autres maladies assez rares ou en état d’avancement ont été dépistées et traitées de manière idoine. Ces séries de consultations ont duré toute la journée. Tout était gratuit, y compris les médicaments.

ANOS Y AVARATRA 

Ici, l’hôpital date de 111 ans. Cet établissement plus que centenaire a une capacité de 42 lits et le nombre du personnel médical et paramédical est de 25. On y trouve une maternité, une dentisterie… pour ne citer que ces deux départements sur dix existants. Ce qui frappe dans cet hôpital, par rapport à ceux de la Capitale, c’est que tous les soins y sont gratuits. Seuls les médicaments sont payants. Cependant, cela comporte une certaine carence financière dans le bon fonctionnement de l’hôpital qui s’occupe de l’évacuation de malades qui ne peuvent y être soignés. Et c’est dans ce contexte que cette association présidée par Mialy Rajoelina est venue à la rescousse pour apporter des aides diverses. C’était d’ailleurs un souhait émis depuis fort longtemps par Mme Rajoelina.

 

BILAN DES ACTIONS DE L’ASSOCIATION FITIA DANS L’AVARADRANO, CE 11.09.2012

222 consultations réparties comme suit :

-126 femmes (maladies dominantes: hypertension artérielle, lombalgie, épigastralgie…)

-44 hommes (hypertension, polyarthralgie, asthénie…)

-52 enfants: (toux, rhinite…)


Autres cas:

-12 référés à l'hôpital

-115 extractions dentaires

Jeannot Ramambazafy 

Repost 0
Published by fitia-mialy-rajoelina - dans Mialy Rajoelina Actions Fitia
commenter cet article