Vao Nigadona ilay rivo-doza Ana izay namela takaitra maro tao anatin’ny faritra atsinana, avaratra andrefana sy afovoan’i Madagasikara, tamin'iny volana janoary 2022 lasa iny, dia efa nivonona ny Association Fitia natsangan’i Ramatoa Mialy R. Rajoelina,...