Antsiranana, 08 Marsa 2021 maraina, Andro Iraisampirenena ho an'ny Zon'ny Vehivavy. Nialohan’ny nanaovana ny fambolena honko eo amin’ny Baie des Français, plage Marofady, eo ampitan’ny Nosy Lonjo (« Pain de sucre »), dia nanao kabary kely Ramatoa Mialy...