Lapan'ny Fanatanjahantena, Mahamasina, 25 Novambra 2019. Isan-taona dia natokan'ny Firenena mikambana ho “Andro Volomboasary” na “Orange Day” ny 25 Novambra. Izany dia fotoana natokana iadivana amin'ny erisetra isan-karazany mianjady amin'ireo vehivavy....